Noho ny fisian'ny Polyglot, mifandraisa amin'ireo
mpikambana izay te-hianatra ny tenim-
pirenenao,izy ireo kosa dia ho faly hampianatra
anao ny tenim-pirenen'izy ireo, izany
fifampianarana izany moa dia am-pifalifaliana
hatrany ary amim-pahatsorana: mifampifandraisa
amin'ny alalan'ny mailaka anatin'ny
tambazotra;mifanakaloza hevitra @ chat na
mandefasa hafatra @ forum @ tenim-pirenena izay
mahadiavolana ny fonao.
Te-hianatra tenim-pirenena vaovao ve ianao sa te-
hifanoratra @ ireo tompon-teny mba hanabe voho ny
fahalalanao? Rahatoa ianao ka tia ireo tenim-
pirenena samihafa, mpianatra, mpiasa @ orinasa
maneran-tany, mpitety tany na koa te-hahafantatra
ny kolontasin'ny hafa, tena ho anao ity
tambazotra ity!
POLYGLOT gives special thanks to his sponsor Online. From German to Vietnamese, Breton to Hindi, ASSIMIL offers language-enthusiasts a choice of 36 foreign languages. In its 70 years of existence, Assimil has sold over 16 million books and recordings worldwide. In 2001, the first ASSIMIL-Online method was created with ToutApprendre.com.